|
|
|
|

Teny iditra1 jery atrika
Singan-teny  2jery, 3atrika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6garde-à-vous. [1.13]
Voambolana  7 Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12